# rehefa nolazaina hoe DH: "rehefa niteny tamin'izy ireo i Farao" # lapa Io dia trano lehibe izay hipetrahan'ny mpanjaka. # nataonareo nangidy hoditra Namaly ireo Israelita tahaka ny fomba hamalian'izy ireo fofona maloto ireo Egyptiana. DH: "nahatonga azy ireo hankahala anay ianareo" # Nasianareo sabatra ny tanan'izy ireo mba hamonoana anay Eto ny hoe "sabatra" dia manondro irika mba hamotehina ireo fahavalo. DH: "nanome antony azy ireo hamonoana anay" (UDB)