plt_tn/exo/05/19.md

16 lines
470 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# rehefa nolazaina hoe
DH: "rehefa niteny tamin'izy ireo i Farao"
# lapa
Io dia trano lehibe izay hipetrahan'ny mpanjaka.
# nataonareo nangidy hoditra
Namaly ireo Israelita tahaka ny fomba hamalian'izy ireo fofona maloto ireo Egyptiana. DH: "nahatonga azy ireo hankahala anay ianareo"
# Nasianareo sabatra ny tanan'izy ireo mba hamonoana anay
Eto ny hoe "sabatra" dia manondro irika mba hamotehina ireo fahavalo. DH: "nanome antony azy ireo hamonoana anay" (UDB)