plt_tn/exo/05/06.md

8 lines
284 B
Markdown

# mpampiasa
"mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11.
# aoka tsy hanome intsony ianareo
Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ireo andininy ireo dia manondro ireo mpampiasa sy ireo mpiambina.