plt_tn/exo/05/06.md

284 B

mpampiasa

"mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11.

aoka tsy hanome intsony ianareo

Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ireo andininy ireo dia manondro ireo mpampiasa sy ireo mpiambina.