# mpampiasa "mpitarika mpanompo" Ireo dia Egyptiana izay ny asany dia ny manery ireo Israelita hiasa mafy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 1: 11. # aoka tsy hanome intsony ianareo Ny teny hoe "ianareo" ao amin'ireo andininy ireo dia manondro ireo mpampiasa sy ireo mpiambina.