plt_tn/exo/04/27.md

407 B

Hoy Yaveh tamin'i Arona

Mety te hanampy teny iray izay manamarika ny fiandohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara ianao, tahaka ny ataon'ny UDB.

tany an-tendrombohitr'Andriamanitra

Mety ny tendrombohitra ao Sinay izany, nefa ny lahatsoratra dia tsy mampiditra izany fampahalalana izany.

nanirahany azy ho lazaina

Ny teny hoe "-ny" dia manondro an'i Yaveh, ary ny hoe "azy'' dia manondro an'i Mosesy.