# Hoy Yaveh tamin'i Arona Mety te hanampy teny iray izay manamarika ny fiandohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara ianao, tahaka ny ataon'ny UDB. # tany an-tendrombohitr'Andriamanitra Mety ny tendrombohitra ao Sinay izany, nefa ny lahatsoratra dia tsy mampiditra izany fampahalalana izany. # nanirahany azy ho lazaina Ny teny hoe "-ny" dia manondro an'i Yaveh, ary ny hoe "azy'' dia manondro an'i Mosesy.