plt_tn/exo/04/27.md

12 lines
407 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hoy Yaveh tamin'i Arona
Mety te hanampy teny iray izay manamarika ny fiandohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara ianao, tahaka ny ataon'ny UDB.
# tany an-tendrombohitr'Andriamanitra
Mety ny tendrombohitra ao Sinay izany, nefa ny lahatsoratra dia tsy mampiditra izany fampahalalana izany.
# nanirahany azy ho lazaina
Ny teny hoe "-ny" dia manondro an'i Yaveh, ary ny hoe "azy'' dia manondro an'i Mosesy.