plt_tn/exo/04/21.md

20 lines
785 B
Markdown

# hanamafy ny fony
Eto ny ''fo'' dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno fahamafasin-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. DH: ''hahatonga an'i Farao ho mafy loha''
# Israely dia zanako lahy
Ny teny hoe ''Israely'' eto dia manondro ny vahoakan'Israely rehetra. DH: "Zanako ny vahoakan'Israely''
# zanako lahy, lahimatoako
Eto ny zanak'Israely dia resahina toy ny hoe zanaka lahimatoa izay mahatonga fifaliana sy fieboebona izy ireo. DH: "dia tahaka ny zanako lahimatoa''
# nandà ny hamela azy andeha ianao
Ny teny hoe ''azy'' dia manondro ny vahoakan'Israely tahaka ny zanak'Andriamanitra. DH: ''nandà ny hamela ny zanako lahy handeha ianao''
# hovonoiko tokoa ny zanakao lahy, dia ny lahimatoanao
Ny teny hoe ''zanaka lahy'' eto dia manondro ny tena zanak'i Farao.