# hanamafy ny fony Eto ny ''fo'' dia manondro an'i Farao. Ny fihetsiny feno fahamafasin-doha dia resahina toy ny hoe mafy ny fony. DH: ''hahatonga an'i Farao ho mafy loha'' # Israely dia zanako lahy Ny teny hoe ''Israely'' eto dia manondro ny vahoakan'Israely rehetra. DH: "Zanako ny vahoakan'Israely'' # zanako lahy, lahimatoako Eto ny zanak'Israely dia resahina toy ny hoe zanaka lahimatoa izay mahatonga fifaliana sy fieboebona izy ireo. DH: "dia tahaka ny zanako lahimatoa'' # nandà ny hamela azy andeha ianao Ny teny hoe ''azy'' dia manondro ny vahoakan'Israely tahaka ny zanak'Andriamanitra. DH: ''nandà ny hamela ny zanako lahy handeha ianao'' # hovonoiko tokoa ny zanakao lahy, dia ny lahimatoanao Ny teny hoe ''zanaka lahy'' eto dia manondro ny tena zanak'i Farao.