plt_tn/exo/04/04.md

384 B

raiso amin'ny rambony io

''alaivo amin'ny rambony izany'' na ''sambory amin'ny rambony izany''

lasa tehina

''hivadika ho tsora-kazo'' na ''hiova ho tehina''

ilay Andriamanitry ny razan'izy ireo, Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba

Abrahama, Isaka ary Jakoba dia telo amin'ireo razamben'izy ireo. Nanompo Andriamanitra mitovy izy rehetra.