# raiso amin'ny rambony io ''alaivo amin'ny rambony izany'' na ''sambory amin'ny rambony izany'' # lasa tehina ''hivadika ho tsora-kazo'' na ''hiova ho tehina'' # ilay Andriamanitry ny razan'izy ireo, Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba Abrahama, Isaka ary Jakoba dia telo amin'ireo razamben'izy ireo. Nanompo Andriamanitra mitovy izy rehetra.