plt_tn/exo/04/04.md

12 lines
384 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# raiso amin'ny rambony io
''alaivo amin'ny rambony izany'' na ''sambory amin'ny rambony izany''
# lasa tehina
''hivadika ho tsora-kazo'' na ''hiova ho tehina''
# ilay Andriamanitry ny razan'izy ireo, Andriamanitr'i Abrahama, Andriamanitr'Isaka, ary Andriamanitr'i Jakoba
Abrahama, Isaka ary Jakoba dia telo amin'ireo razamben'izy ireo. Nanompo Andriamanitra mitovy izy rehetra.