plt_tn/exo/02/13.md

774 B

Nivoaka izy

''Nivoaka i Mosesy''

indro

Ny teny hoe ''indro'' eto dia mampiseho fa gaga tamin'izay hitany i Mosesy. Afaka mampiasa teny amin'ny fiteninao izay mamoaka izany dikany izany ianao.

ilay iray izay diso

Izany dia fomba entina hilazana hoe ''ilay iray izay nitarika ny ady''. DH: ''ilay iray izay meloka tamin'ny nitarihana ady'' (UDB)

Iza no nametraka anao ho mpitarika ka hitsara anay?

Nampiasa io fanontaniana ilay lehilahy mba hibedesana an'i Mosesy tamin'ny nidirany tamin'ny ady. DH: ''Tsy lehibenay ianao ary tsy manan-jo hitsara anay!''

Mitetika ny hamono ahy tahaka ny namonoanao ilay Egyptiana ve ianao?

Nampiasa fanontaniana eto ilay lehilahy mba haneso. DH: ''Fantatray fa namono Egyptiana ianao omaly. Tsy tokony hamono ahy ianao!''