plt_tn/exo/02/13.md

20 lines
774 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nivoaka izy
''Nivoaka i Mosesy''
# indro
Ny teny hoe ''indro'' eto dia mampiseho fa gaga tamin'izay hitany i Mosesy. Afaka mampiasa teny amin'ny fiteninao izay mamoaka izany dikany izany ianao.
# ilay iray izay diso
Izany dia fomba entina hilazana hoe ''ilay iray izay nitarika ny ady''. DH: ''ilay iray izay meloka tamin'ny nitarihana ady'' (UDB)
# Iza no nametraka anao ho mpitarika ka hitsara anay?
Nampiasa io fanontaniana ilay lehilahy mba hibedesana an'i Mosesy tamin'ny nidirany tamin'ny ady. DH: ''Tsy lehibenay ianao ary tsy manan-jo hitsara anay!''
# Mitetika ny hamono ahy tahaka ny namonoanao ilay Egyptiana ve ianao?
Nampiasa fanontaniana eto ilay lehilahy mba haneso. DH: ''Fantatray fa namono Egyptiana ianao omaly. Tsy tokony hamono ahy ianao!''