plt_tn/exo/02/09.md

348 B

nentiny tany

''nentin'ilay vehivavy Hebreo izy''

lasa zanany

''lasa zaza natsanganan'ny zanakavavin'i Farao izy''

Satria namoaka azy avy teny amin'ny rano aho

Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana izay milaza hoe ''Ny anaran'i Mosesy dia tahaka ny teny Hebreo izay midika hoe 'misintona.'''

namoaka azy

''nisintona azy''