plt_tn/exo/02/09.md

16 lines
348 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nentiny tany
''nentin'ilay vehivavy Hebreo izy''
# lasa zanany
''lasa zaza natsanganan'ny zanakavavin'i Farao izy''
# Satria namoaka azy avy teny amin'ny rano aho
Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana izay milaza hoe ''Ny anaran'i Mosesy dia tahaka ny teny Hebreo izay midika hoe 'misintona.'''
# namoaka azy
''nisintona azy''