# nentiny tany ''nentin'ilay vehivavy Hebreo izy'' # lasa zanany ''lasa zaza natsanganan'ny zanakavavin'i Farao izy'' # Satria namoaka azy avy teny amin'ny rano aho Ireo mpandika teny dia mety hanampy fanamarihana izay milaza hoe ''Ny anaran'i Mosesy dia tahaka ny teny Hebreo izay midika hoe 'misintona.''' # namoaka azy ''nisintona azy''