plt_tn/exo/01/13.md

16 lines
508 B
Markdown

# Nampiasain'ireo...fatratra
''nampiasaina...mafy tokoa'' na ''nampiasaina...mafy''
# Nataony nangidy ny fiainan'izy ireo
Ny fianan-tsarotr'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe sakafo mangidy izay sarotra atelina izy ireo.
# feta
Io dia lakaoly lena na fotaka atao anelanelan'ireo biriky na ireo vato izay hitazonana ireo miaraka rehefa maina izany.
# Ny asa rehetra notakiana tamin'izy ireo dia mafy avokoa
''Ireo Egyptiana nampiasa mafy azy ireo'' na ''Ireo Egyptiana nanery azy ireo hiasa mafy''