plt_tn/exo/01/13.md

508 B

Nampiasain'ireo...fatratra

''nampiasaina...mafy tokoa'' na ''nampiasaina...mafy''

Nataony nangidy ny fiainan'izy ireo

Ny fianan-tsarotr'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe sakafo mangidy izay sarotra atelina izy ireo.

feta

Io dia lakaoly lena na fotaka atao anelanelan'ireo biriky na ireo vato izay hitazonana ireo miaraka rehefa maina izany.

Ny asa rehetra notakiana tamin'izy ireo dia mafy avokoa

''Ireo Egyptiana nampiasa mafy azy ireo'' na ''Ireo Egyptiana nanery azy ireo hiasa mafy''