# Nampiasain'ireo...fatratra ''nampiasaina...mafy tokoa'' na ''nampiasaina...mafy'' # Nataony nangidy ny fiainan'izy ireo Ny fianan-tsarotr'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe sakafo mangidy izay sarotra atelina izy ireo. # feta Io dia lakaoly lena na fotaka atao anelanelan'ireo biriky na ireo vato izay hitazonana ireo miaraka rehefa maina izany. # Ny asa rehetra notakiana tamin'izy ireo dia mafy avokoa ''Ireo Egyptiana nampiasa mafy azy ireo'' na ''Ireo Egyptiana nanery azy ireo hiasa mafy''