plt_tn/exo/01/08.md

24 lines
544 B
Markdown

# nanjaka nanerana an'i Egypta
Eto ''Egypta'' dia manambara ireo vahoakan'i Egypta. DH: ''nanomboka nanjaka tamin'ireo vahoakan'i Egypta''
# Hoy izy tamin'ireo vahoakany
''Niteny tamin'ireo vahoakany ny mpanjaka''
# ireo vahoakany
Ireo dia vahoaka izay nipetraka tany Egypta, ireo Egyptiana.
# aoka isika
Ny teny hoe ''isika'' dia maharay ny olona rehetra ary manambara ny mpanjaka sy ireo vahoakany, ireo Egyptiana.
# vaky ny ady
Eto ny ady dia resahana toy ny olona izay afaka manao zavatra.
# handao ny tany
''niala an'i Egypta''