# nanjaka nanerana an'i Egypta Eto ''Egypta'' dia manambara ireo vahoakan'i Egypta. DH: ''nanomboka nanjaka tamin'ireo vahoakan'i Egypta'' # Hoy izy tamin'ireo vahoakany ''Niteny tamin'ireo vahoakany ny mpanjaka'' # ireo vahoakany Ireo dia vahoaka izay nipetraka tany Egypta, ireo Egyptiana. # aoka isika Ny teny hoe ''isika'' dia maharay ny olona rehetra ary manambara ny mpanjaka sy ireo vahoakany, ireo Egyptiana. # vaky ny ady Eto ny ady dia resahana toy ny olona izay afaka manao zavatra. # handao ny tany ''niala an'i Egypta''