plt_tn/exo/01/08.md

544 B

nanjaka nanerana an'i Egypta

Eto ''Egypta'' dia manambara ireo vahoakan'i Egypta. DH: ''nanomboka nanjaka tamin'ireo vahoakan'i Egypta''

Hoy izy tamin'ireo vahoakany

''Niteny tamin'ireo vahoakany ny mpanjaka''

ireo vahoakany

Ireo dia vahoaka izay nipetraka tany Egypta, ireo Egyptiana.

aoka isika

Ny teny hoe ''isika'' dia maharay ny olona rehetra ary manambara ny mpanjaka sy ireo vahoakany, ireo Egyptiana.

vaky ny ady

Eto ny ady dia resahana toy ny olona izay afaka manao zavatra.

handao ny tany

''niala an'i Egypta''