plt_tn/exo/01/06.md

425 B

ny rahalahiny rehetra

Tafiditra ao amin'io ireo rahalahy 10 lehibe sy rahalahy tanora 1.

namokatra ireo Israelita

Ny fahaterahan'ny zaza amin'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe voly izay mamokatra voa izy ireo. DH: ''maro anaka'' na ''miteraka zaza be dia be'' (UDB).

feno azy ireo ny tany

Io dia azo atao hoe DH: ''Nameno ny tany izy ireo''

azy ireo

Ny teny hoe ''izy ireo'' dia manambara ireo Israelita.