plt_tn/exo/01/06.md

16 lines
425 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny rahalahiny rehetra
Tafiditra ao amin'io ireo rahalahy 10 lehibe sy rahalahy tanora 1.
# namokatra ireo Israelita
Ny fahaterahan'ny zaza amin'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe voly izay mamokatra voa izy ireo. DH: ''maro anaka'' na ''miteraka zaza be dia be'' (UDB).
# feno azy ireo ny tany
Io dia azo atao hoe DH: ''Nameno ny tany izy ireo''
# azy ireo
Ny teny hoe ''izy ireo'' dia manambara ireo Israelita.