# ny rahalahiny rehetra Tafiditra ao amin'io ireo rahalahy 10 lehibe sy rahalahy tanora 1. # namokatra ireo Israelita Ny fahaterahan'ny zaza amin'ireo Israelita dia resahina toy ny hoe voly izay mamokatra voa izy ireo. DH: ''maro anaka'' na ''miteraka zaza be dia be'' (UDB). # feno azy ireo ny tany Io dia azo atao hoe DH: ''Nameno ny tany izy ireo'' # azy ireo Ny teny hoe ''izy ireo'' dia manambara ireo Israelita.