plt_tn/exo/01/01.md

12 lines
244 B
Markdown

# ankohonany
Io dia manondro ny vahoaka rehetra izay niara-nipetraka, matetika fianakaviana lehibe miaraka amin'ireo mpanompo.
# fitopolo
''70''
# Josefa kosa dia efa tany Egypta.
''Nipetraka tany Egypta talohan'ireo rahalahiny i Josefa''