# ankohonany Io dia manondro ny vahoaka rehetra izay niara-nipetraka, matetika fianakaviana lehibe miaraka amin'ireo mpanompo. # fitopolo ''70'' # Josefa kosa dia efa tany Egypta. ''Nipetraka tany Egypta talohan'ireo rahalahiny i Josefa''