plt_tn/exo/01/01.md

244 B

ankohonany

Io dia manondro ny vahoaka rehetra izay niara-nipetraka, matetika fianakaviana lehibe miaraka amin'ireo mpanompo.

fitopolo

''70''

Josefa kosa dia efa tany Egypta.

''Nipetraka tany Egypta talohan'ireo rahalahiny i Josefa''