plt_tn/est/10/03.md

483 B

laharana faharoa taorian'i Ahasoerosy mpanjaka

"ny olona tena manan-danja taorian'i Ahasoerosy mpanjaka"

rahalahin'ny jiosy

Ny teny hoe rahalahy dia manambara ireo olona mitovy aminy. DH: "ireo namana Jiosy"

nitady ny hanampiana ny vahoakany izy

DH: "Niasa mafy ho an'ny vahoaka izy mba ahombizany" na "niasa mafy izy mba hilamina ny vahoakany"

Nanonona fiadanana tamin'ny vahoakany rehetra izy

Izy dia nisolo tena ireo vahoaka mba ahafahan'izy ireo manana fiadanana"