# laharana faharoa taorian'i Ahasoerosy mpanjaka "ny olona tena manan-danja taorian'i Ahasoerosy mpanjaka" # rahalahin'ny jiosy Ny teny hoe rahalahy dia manambara ireo olona mitovy aminy. DH: "ireo namana Jiosy" # nitady ny hanampiana ny vahoakany izy DH: "Niasa mafy ho an'ny vahoaka izy mba ahombizany" na "niasa mafy izy mba hilamina ny vahoakany" # Nanonona fiadanana tamin'ny vahoakany rehetra izy Izy dia nisolo tena ireo vahoaka mba ahafahan'izy ireo manana fiadanana"