plt_tn/est/10/03.md

16 lines
483 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# laharana faharoa taorian'i Ahasoerosy mpanjaka
"ny olona tena manan-danja taorian'i Ahasoerosy mpanjaka"
# rahalahin'ny jiosy
Ny teny hoe rahalahy dia manambara ireo olona mitovy aminy. DH: "ireo namana Jiosy"
# nitady ny hanampiana ny vahoakany izy
DH: "Niasa mafy ho an'ny vahoaka izy mba ahombizany" na "niasa mafy izy mba hilamina ny vahoakany"
# Nanonona fiadanana tamin'ny vahoakany rehetra izy
Izy dia nisolo tena ireo vahoaka mba ahafahan'izy ireo manana fiadanana"