plt_tn/est/09/23.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ity andalana ity dia mamintina kokoa ny tantaran'i Estera mba hanazavana ny antony hanakalazana ny Porima.

Hamana zanaka lahin'i Hamedoda ilay Agagita

Hadikao toy ny tao amin'ny 3:1 ireo anarana ireo.

nanipy ny pora izy (izany hoe nanipy ny filokana izy)

Ny hoe "Pora" dia teny Persana midika hoe "filokana". Ny fehezanteny hoe "nitoraka pora" dia midika hoe "nanozona izy"

nanipy ny filokana izy

Ny antony nanipazany loka dia azo atao mazava. DH: "Nanipy ny filokana izy mba ahafantarany hoe inona ny andro tsara hanafiana ireo Jiosy"

Saingy rehefa tonga teo anatrehan'ny mpanjaka ny toe-draharaha

Ilay lahatsoratra Hebreo koa dia azo hadika hoe ny heviny: "Saingy tonga teo anatrehan'ny mpanjaka i Estera". Ireo andiany vaovao dia nisafidy io fandikana io.

ny teti-dratsy izay novolavolain'i Hamana hanoherana ny Jiosy dia tokony hatsingerina ho eo an-dohany

Ny hoe "hatsingerina ho eo an-dohany" dia midika fa izany no tokony ho atao tamin'i Hamana. DH"Tokony ho atao tamin'i Hamana ilay teti-dratsin' nokasainy atao tamin'ireo Jiosy"