# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity andalana ity dia mamintina kokoa ny tantaran'i Estera mba hanazavana ny antony hanakalazana ny Porima. # Hamana zanaka lahin'i Hamedoda ilay Agagita Hadikao toy ny tao amin'ny 3:1 ireo anarana ireo. # nanipy ny pora izy (izany hoe nanipy ny filokana izy) Ny hoe "Pora" dia teny Persana midika hoe "filokana". Ny fehezanteny hoe "nitoraka pora" dia midika hoe "nanozona izy" # nanipy ny filokana izy Ny antony nanipazany loka dia azo atao mazava. DH: "Nanipy ny filokana izy mba ahafantarany hoe inona ny andro tsara hanafiana ireo Jiosy" # Saingy rehefa tonga teo anatrehan'ny mpanjaka ny toe-draharaha Ilay lahatsoratra Hebreo koa dia azo hadika hoe ny heviny: "Saingy tonga teo anatrehan'ny mpanjaka i Estera". Ireo andiany vaovao dia nisafidy io fandikana io. # ny teti-dratsy izay novolavolain'i Hamana hanoherana ny Jiosy dia tokony hatsingerina ho eo an-dohany Ny hoe "hatsingerina ho eo an-dohany" dia midika fa izany no tokony ho atao tamin'i Hamana. DH"Tokony ho atao tamin'i Hamana ilay teti-dratsin' nokasainy atao tamin'ireo Jiosy"