plt_tn/est/09/20.md

8 lines
420 B
Markdown

# hitandrina ny andro fahaefatra ambin'ny folo sy faha dimy ambin'ny folon'ny volana Adara isan-taona
Ny hoe mitandrina ny andro dia fomba fiteny izay midika ho fankalazana. DH: "mba hankalaza ny ny andro fahaefatra ambin'ny folo sy fahadimy ambin'ny folon'ny volana Adara isan-taona
# nivadian'ny alahelon'izy ireo ho fifaliana
Ny hoe nivadika eto dia midika ho fiovana. DH: "lasa ravoravo izy ireo fa tsy nalahelo"