plt_tn/est/09/20.md

420 B

hitandrina ny andro fahaefatra ambin'ny folo sy faha dimy ambin'ny folon'ny volana Adara isan-taona

Ny hoe mitandrina ny andro dia fomba fiteny izay midika ho fankalazana. DH: "mba hankalaza ny ny andro fahaefatra ambin'ny folo sy fahadimy ambin'ny folon'ny volana Adara isan-taona

nivadian'ny alahelon'izy ireo ho fifaliana

Ny hoe nivadika eto dia midika ho fiovana. DH: "lasa ravoravo izy ireo fa tsy nalahelo"