# hitandrina ny andro fahaefatra ambin'ny folo sy faha dimy ambin'ny folon'ny volana Adara isan-taona Ny hoe mitandrina ny andro dia fomba fiteny izay midika ho fankalazana. DH: "mba hankalaza ny ny andro fahaefatra ambin'ny folo sy fahadimy ambin'ny folon'ny volana Adara isan-taona # nivadian'ny alahelon'izy ireo ho fifaliana Ny hoe nivadika eto dia midika ho fiovana. DH: "lasa ravoravo izy ireo fa tsy nalahelo"