plt_tn/est/09/03.md

555 B

ireo governoram-paritany

"governora avy any amin'ny faritany"

nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotra an'i Mordekay

Ny filatsahan'ny tahotra amin'ny olona dia midika hoe natahotra mafy. DH: "lasa natahotra an'i Mordekay izy ireo"

lehibe ... tao an-tranon'ny mpanjaka

"tena nanan-danja tao amin'ny lapan'ny mpanjaka"

niely nanerana ny faritany rehetra ny lazany

Ny hoe niely nanerana ireo toerana ny lazany dia manondro ireo olona isak'ireo toerana nahafantatra ny habeany. DH: "nahafantatra momben'ny habeany ny olona manerana ny farintany"