plt_tn/est/09/03.md

16 lines
555 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ireo governoram-paritany
"governora avy any amin'ny faritany"
# nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotra an'i Mordekay
Ny filatsahan'ny tahotra amin'ny olona dia midika hoe natahotra mafy. DH: "lasa natahotra an'i Mordekay izy ireo"
# lehibe ... tao an-tranon'ny mpanjaka
"tena nanan-danja tao amin'ny lapan'ny mpanjaka"
# niely nanerana ny faritany rehetra ny lazany
Ny hoe niely nanerana ireo toerana ny lazany dia manondro ireo olona isak'ireo toerana nahafantatra ny habeany. DH: "nahafantatra momben'ny habeany ny olona manerana ny farintany"