# ireo governoram-paritany "governora avy any amin'ny faritany" # nilatsaka teo amin'izy ireo ny tahotra an'i Mordekay Ny filatsahan'ny tahotra amin'ny olona dia midika hoe natahotra mafy. DH: "lasa natahotra an'i Mordekay izy ireo" # lehibe ... tao an-tranon'ny mpanjaka "tena nanan-danja tao amin'ny lapan'ny mpanjaka" # niely nanerana ny faritany rehetra ny lazany Ny hoe niely nanerana ireo toerana ny lazany dia manondro ireo olona isak'ireo toerana nahafantatra ny habeany. DH: "nahafantatra momben'ny habeany ny olona manerana ny farintany"