plt_tn/est/08/03.md

651 B

niangavy

"nitalao"

mba hanafoanana ny hevi-dratsin'i Hamana Agagita

Ny hoe "manafoana" dia fomba fiteny izay midika fanajanona zavatra iray. DH: "hanajanona ny teti-dratsin'i Hamana ilay Agagita" na "mba hisoroana ireo zava-dratsy izay efa nomanin'i Hamana ilay Agagita tsy hitranga"

ilay Agagita

Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany.

ny tetika izay noheveriny hanoherana ireo Jiosy.

"ny tetika izay noforoniny" na "ny tetika izay noforon'i Hamana"

nanondro an'i Estera tamin'ny tehina volamena ny mpanjaka

Nataony izany mba ampisehoana fa faly aminy izy. Jereo ny fomba nandikanao ilay fehezanteny mitovy ao amin'ny 5:1