# niangavy "nitalao" # mba hanafoanana ny hevi-dratsin'i Hamana Agagita Ny hoe "manafoana" dia fomba fiteny izay midika fanajanona zavatra iray. DH: "hanajanona ny teti-dratsin'i Hamana ilay Agagita" na "mba hisoroana ireo zava-dratsy izay efa nomanin'i Hamana ilay Agagita tsy hitranga" # ilay Agagita Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany. # ny tetika izay noheveriny hanoherana ireo Jiosy. "ny tetika izay noforoniny" na "ny tetika izay noforon'i Hamana" # nanondro an'i Estera tamin'ny tehina volamena ny mpanjaka Nataony izany mba ampisehoana fa faly aminy izy. Jereo ny fomba nandikanao ilay fehezanteny mitovy ao amin'ny 5:1