plt_tn/est/08/03.md

20 lines
651 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# niangavy
"nitalao"
# mba hanafoanana ny hevi-dratsin'i Hamana Agagita
Ny hoe "manafoana" dia fomba fiteny izay midika fanajanona zavatra iray. DH: "hanajanona ny teti-dratsin'i Hamana ilay Agagita" na "mba hisoroana ireo zava-dratsy izay efa nomanin'i Hamana ilay Agagita tsy hitranga"
# ilay Agagita
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany.
# ny tetika izay noheveriny hanoherana ireo Jiosy.
"ny tetika izay noforoniny" na "ny tetika izay noforon'i Hamana"
# nanondro an'i Estera tamin'ny tehina volamena ny mpanjaka
Nataony izany mba ampisehoana fa faly aminy izy. Jereo ny fomba nandikanao ilay fehezanteny mitovy ao amin'ny 5:1