plt_tn/est/07/01.md

607 B

Hamana

Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany.

Tamin'io andro faharoa io

"tamin'ny andro faharoan'ny firavoravona"

raha iny izy ireo nandroso divay iny

"raha nandraraka ny divay ireo mpanompony ka nanome izany azy ireo' na "raha naroso iny ny divay"

Inona no fanirianao

DH: "Inona no fangatahanao" na "Inona tadiavinao"

ho tanterahina izany

DH: "Omeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko izay angatahinao"

Hatramin'ny antsasaky ny fanjakana, dia ho tanterahina izany

DH: "raha mangataka mihoatran'ny hatsasan'ny fangatahako ianao, dia homeko anao izany"