# Hamana Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany. # Tamin'io andro faharoa io "tamin'ny andro faharoan'ny firavoravona" # raha iny izy ireo nandroso divay iny "raha nandraraka ny divay ireo mpanompony ka nanome izany azy ireo' na "raha naroso iny ny divay" # Inona no fanirianao DH: "Inona no fangatahanao" na "Inona tadiavinao" # ho tanterahina izany DH: "Omeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko izay angatahinao" # Hatramin'ny antsasaky ny fanjakana, dia ho tanterahina izany DH: "raha mangataka mihoatran'ny hatsasan'ny fangatahako ianao, dia homeko anao izany"