plt_tn/est/07/01.md

24 lines
607 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Hamana
Hadikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:1 izany anaran-dehilahy izany.
# Tamin'io andro faharoa io
"tamin'ny andro faharoan'ny firavoravona"
# raha iny izy ireo nandroso divay iny
"raha nandraraka ny divay ireo mpanompony ka nanome izany azy ireo' na "raha naroso iny ny divay"
# Inona no fanirianao
DH: "Inona no fangatahanao" na "Inona tadiavinao"
# ho tanterahina izany
DH: "Omeko anao izay angatahinao" na "ho ataoko izay angatahinao"
# Hatramin'ny antsasaky ny fanjakana, dia ho tanterahina izany
DH: "raha mangataka mihoatran'ny hatsasan'ny fangatahako ianao, dia homeko anao izany"