plt_tn/est/06/01.md

709 B

Bigtana sy Taresy

Ireo no anaran'ireo lehilahy roa. Izy ireo dia resahina ao amin'ny 2:19, saingy ny anaran'i Bigtana dia notononina hoe "Bigtan". Afaka hadikanao toy ny nataonao tao izany na araky ny fanononana izany ao amin'io andininy io.

Voarakitra tao

DH: "Hitan'izy ireo fa voarakitra tao ireo mpanoratra" na "fantatr'izy ireo fa voasoratra tao ireo mpanoratra"

Inona moa no efa mba natao mba nanomezana voninahitra

DH: "Inona no efa nataoko hanomezana voninahitra" na "Inona no nataontsika hanomezana voninahitra azy"

Tsy nisy natao taminy

Tsara kokoa raha mitady fomba hafa tsy mampiseho fa miampanga ny mpanjaka ireo mpanompony. DH: "Tsy nisy nanao na inona na inona ho an'i Mordekay"