# Bigtana sy Taresy Ireo no anaran'ireo lehilahy roa. Izy ireo dia resahina ao amin'ny 2:19, saingy ny anaran'i Bigtana dia notononina hoe "Bigtan". Afaka hadikanao toy ny nataonao tao izany na araky ny fanononana izany ao amin'io andininy io. # Voarakitra tao DH: "Hitan'izy ireo fa voarakitra tao ireo mpanoratra" na "fantatr'izy ireo fa voasoratra tao ireo mpanoratra" # Inona moa no efa mba natao mba nanomezana voninahitra DH: "Inona no efa nataoko hanomezana voninahitra" na "Inona no nataontsika hanomezana voninahitra azy" # Tsy nisy natao taminy Tsara kokoa raha mitady fomba hafa tsy mampiseho fa miampanga ny mpanjaka ireo mpanompony. DH: "Tsy nisy nanao na inona na inona ho an'i Mordekay"