plt_tn/est/06/01.md

16 lines
709 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Bigtana sy Taresy
Ireo no anaran'ireo lehilahy roa. Izy ireo dia resahina ao amin'ny 2:19, saingy ny anaran'i Bigtana dia notononina hoe "Bigtan". Afaka hadikanao toy ny nataonao tao izany na araky ny fanononana izany ao amin'io andininy io.
# Voarakitra tao
DH: "Hitan'izy ireo fa voarakitra tao ireo mpanoratra" na "fantatr'izy ireo fa voasoratra tao ireo mpanoratra"
# Inona moa no efa mba natao mba nanomezana voninahitra
DH: "Inona no efa nataoko hanomezana voninahitra" na "Inona no nataontsika hanomezana voninahitra azy"
# Tsy nisy natao taminy
Tsara kokoa raha mitady fomba hafa tsy mampiseho fa miampanga ny mpanjaka ireo mpanompony. DH: "Tsy nisy nanao na inona na inona ho an'i Mordekay"